|
|
|
|

Teny iditra1  fitsofohana (tsofoka)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fidirana ao anaty zavatra ka etiety ny fidirana ao: Ny fitsofohana ao anaty zohy. / Ny fitsofohan' ny tongotra ao anaty kiraro [1.1]
4  Fisisihana: Ny fitsofohany tao anatin' ny vahoaka no tsy nahitana azy [1.1]
5  Fiditridirana amin' ny zavatra mikasika ny sasany, fitsabahana: Tsy rariny izao fitsofohanao amin' ny raharahan-tokantranonay izao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20