Teny iditra fitrebika (trebika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mitrebika, izany hoe milentika (ao anatin' ny...) [1.1]

Teny iditra fitrebika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (teny tranainy) Fanjaitra [1.1]

Teny iditra fitrebika (trebika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vy maranitra misy rantsany roa na maro atao fandraisana hena, fitsindrona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A fork, a prong. See firombaka, forisety. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20