Teny iditra fitodian-tsambo
Singan-teny fitodiana ; sambo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Toerana eo amoron-dranomasina voavoatra hiantsonan'ny sambo [1.1]
Ohatra Rehefa sendra fitodiantsambo dia nidinamba nandia tany maina. [2.356]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/24