Teny iditra | fitelemana (telina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny tenda [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The throat, the gorge [1.2] | |
Voambolana | Haiaina | |
Teny iditra | fitelemana (telina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanagorodanana na famarinana any an-tenda: Misy fanafody, tsy dia mampaninona loatra ny fanaovana azy ao am-bava, fa ny fitelemana azy no mafy. [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A delicacy [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |