Teny iditra | fisedra (sedra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina misedra na mitsapa ny hatsara na hamafin' ny zavatra iray [1.1] | |
Teny iditra | fisedra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Singan'ny zaka iray manana endrika voatokana fanaovana fitsapana [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | éprouvette [1.13] | |
Voambolana | Haitao | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |