Teny iditra firapotsy (firaka, fotsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-piraka faninginana [1.1]
 Antsoina hoe koa kasia malandy [1.13]
 Karazam-piraka faninginana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ fira-potsy ] A white kind of lead. [1.2]
 [ fira-potsy ] Tin [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [ fira-potsy ] étain [1.8]
 étain [1.13]
Marika iraisam-pirenena  Sn [3.1]
Ohatra Ary toy izany avokoa ny vokatra aondran'ny zanatany rehetra ho any ivelany, manomboka amin'ny voankazo ka miafara any amin'ny firapotsy. [2.503]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14