Teny iditra | firaondraona (raondraona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavamaneno miraondraona: Sondriana erỳ aho mihaino ny firaondraonan' ny orga any am-piangonana [1.1] | |
Voambolana | Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) | |
Fivaditsoratra | firaondraona, firoandroana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |