Teny iditra fihatsi-basy (hatsika, basy)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilay vy kely amin' ny basy izay manetsika ny fanoitrambasy ka mampandeha ny bala [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra fihatsiny
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31