Teny iditra | fiavotra (avotra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ketsa efa antitra ka afindra [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: fambolena | |
Teny iditra | fiavotra (avotra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tandrakely fanalana volo (indraindray koa soratana hoe fihavitra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Nippers, a pair of tweezers for removing hair. [1.2] | |
Tsipelina hafa | fihavitra | |
Fivaditsoratra | fiavotra, fivoatra, tafavory, voafitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/10 |