Teny iditra | ferin-jaza | ||
Singan-teny | fery ; zaza | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ferin' ny fandidiam-poitra: Mamangy ferin-jaza: mamangy zaza avy nodidiam-poitra [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | On donne le nom rituel de ferin-jaza (de zaza : enfant) à la plaie due à la circoncision [1.196] | ||
Voambolana | Fahasalamana | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21 |