Teny iditra fasiny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana na paritra tanan-dehilahy lehibe, eo anelanelan' ny torebiny sy ny beso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A name of one of the parts in singing, the treble or soprano. [? Fr. fausset, falsetto.] [1.2]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra fasiny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Ilay hazo mitsangana eo amin' ny loha sy vodin' ny botry izay iadian' ny hazo-fisaky ny vatany [1.1]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31