Teny iditra |
fangejana
(geja)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Famatorana mafy, fangiazana, famihinana, fanerena, fitanana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | L’action de serrer, de tenir, de contraindre, la cause [1.3]
|
| Oppression [1.13]
|
Ohatra |
1 | Amin' ireny fangejana be dia be ireny, iza no hiadiana?
[1.369]
|
2 | Miaraka amin' ny fangejana ny toekarena ny famoretana ny fisainan' ny olona sy ny fanendahana azy amin' ny maha izy azy
[2.606]
|
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
fangejana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Frettage [1.13]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|