Teny iditra fandroronana (rorona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fietrena laharana, fitambotsorana: Ny fanambadiana olona noheverina ho ambany razana noho ny tena no natao taloha hoe fandroronana
Fihenana: Efa tsapany ny fandroronan' ny heriny noho ny taonany
Fironana miankandrefana, fihilanana: Tamin' ny fandroronan' ny masoandro no niverenanay nody [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de se marier avec des personnes d'une caste inférieure [1.3]
Voambolana 
Ohabolana 

Teny iditra fandroronana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] (de rorona : action de se mésallier, de s'abaisser en épousant quelqu'un d'une caste inférieure ; c'est aussi le nom qu'on donne aux os de seiche employés en thérapeutique populaire). Nom d'une Fabaceae non identifiée. On l'emploie, associée aux os de seiche écrasés, à la préparation d'un onguent contre les brûlures. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20