Teny iditra famoasana (vofy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The act of peeling [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif [1.3]
 Action d'éplucher, de dépouiller [1.8]
Ohatra Mbola eo anefa ny fanidiana ny akoho amam-borona, ny fampidirana am-bala ny ombin-tsarety roa lahy, ny fahandroan-kanina, ny famoasana voanongo hatao jiro, izay efa nanana ny anjara asa fanaony avy izy rehetra tamin' izany. [2.472]
Tovy hevitra fivoasana
Kamban-teny 

Teny iditra famoasana (vofy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanazavana: Famoasana tanin' ny Soratra Masina
Fitsikerana: Famoasana lahatsoratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An explanation or exposition of ideas [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'action d'expliquer, le moyen, le mofif [1.3]
 Exposition d'une idée [1.8]
Tovy hevitra fivoasana

Teny iditra famoasana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Chariotage [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31