Teny iditra | fahatairana (taitra) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fihetseham-po mahita na mandre zavatra tampoka tsy nampoizina: Mifoha amim-pahatairana Fivadiham-po: Tsy hita holazaina ny fahatairako nahita ilay ombalahy be tandroka roa metatra teo anoloako [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Alarm; surprise; excitement [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Alerte, alarme, surprise, crainte subite [1.8] | |||
Voambolana | Ontam-po | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |