Teny iditra faharetana (aritra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Endurance, patience [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Persévérance, patience [1.8]
Ohatra 
1Eny, ry Neny, nampianarina ny faharetana aho; [2.470]
2No mampivaona ny fony aman-tsainy, toa tsy mety hiorim-paka na amin' inona na amin' inona, nefa nalaza ho milanto toetra sy be faharetana teo aloha? [2.296]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/30