Teny iditra eseka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. échec] Kilalaon-tsaina misy efitrefitra 64 ka ny 32 (16 avy ny an-daniny sy ny an-kilany) no andaharana vato 6 karazana, ny roa voalohany amin' ireo dia ny mpanjakalahy sy ny mpanjakavavy. Samy manana ny fandehany avy ireo vato ireo ka mifampihinana; rahefa ny mpanjakalahy no lany dia izay no faharesena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Chess [3.1]
 échec [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: échec.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31