Teny iditra | domatika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Dinta [1.78] | |
[Tanala] Karazan-dinta, dintam-bohitra (tia aty ala sy ny toerana mandomando: Lalañ'be domatika ny mandeha an-kosin-dry Tsaboa (lalana feno dintam-bohitra ny mankany amin'ny tanimbarin-dry Tsabao) [1.78] | ||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |