Teny iditra | didim-pananana | |
Singan-teny | didy ; fananana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fepetra an-tsoratra ataon' ny olona iray momba ny fandovana ny fananany araka izay tiany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A last will and testament [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Testament [1.8, 1.13] | |
Voambolana | Lalàna | |
Tsipelina hafa | didy fananana [1.2#114] | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/26 |