Teny iditra bolidaozera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [angl. bulldozer] Fiasana goaibe enti-milina ampiasaina mba hampikoy tany [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: bulldozer.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31