Teny iditra | bainga | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Vongan-tany navadika ary naongana tamin' ny angady [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A clod of earth. See bonga [1.2] | |||
A clod of earth turned over [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Motte de terre [1.3, 1.8] | |||
Ohatra | Asaina ny tany, ampidiran-drano, hasena hanjary fotaka ny bainga, afafy
[2.472] | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny bainga io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |