Teny iditra baiboho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] [ baibo ] Tany lemaka fasehina sy lonaka eo amoron-drano, ka matetika dia voasaron-drano amin' ny fahavaratra; tsara amin' ny fambolem-pary, paraka, katsaka, voanjo, ets.; tanimbary sady lehibe no tsara sy mahavokatra [1.38]
 Tanety, indrindra ny amorona ivaiva [1.1]
 Tany lonaka apetraky ny tondra-drano misintona [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] [ baibo ] A field, a plantation near the water. See saha [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Terre alluvionnaire, terre fertile de décrue [1.13]
Ohatra tany baiboho sy tanety mitsotra manara-dalana, mirefy tokony ho folo kilaometatra ny lavany [2.472]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31