Teny iditra | asidivavy | |
Singan-teny | asidy ; vavy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tsimihety] Zanaka vavin' ny anabavy [1.78] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Tohi-kevitra | asidilahy | |
Tsipelina hafa | sidivavy [1.78#R.17] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02 |