Teny iditra antsisy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] (dihy) mikisakisaka mamela-tanana miankavia miankavanana iny: milahatra mifanatrika, ka raha mandihy: mafandipatra hatrany. Ny ato, miankavia; fa ny eroa, miankavanana. [2.245]

Teny iditra antsisy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Capitaine (Lethrinidés, Lethrinus spp.) [1.68]
Anarana siantifika Lethrinus spp.
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31