Teny iditra |
angoty
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | (matetika kokoa angotingoty) Hantahanta atao amin' ny olona mba hitiavany ny tena, fihetsika entina manambitamby, haitraitram-pitia aseho amin' ny fihetsika sy fiteny miaingitra: Mahakamo indray ny mijery an' irỳ zazavavy be angoty
[1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Demandes, caprices des enfants, fantaisies [1.3]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
angoty
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Haingo [1.78]
|
|
Teny iditra |
angoty
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taifasy]
Euodia floribunda Baker (Rutaceae). Écorces amères employées à la préparation de boissons alcooliques. Alcaloïdes à action euphorisante. Le nom peut être une allusion au parfum des feuilles qui rappelle celui de certains citrus.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Euodia floribunda |
Voambolana |
|