Teny iditra | angaty | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Sifotra [1.78] | |
[Merina] Karazan' akorandriaka boribory lavalava ohatra ny atody [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A spiral black fresh-water shell. (Prov.) [1.2] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Tovy hevitra | angata | |
Fivaditsoratra | angaty, angita, atangy, tainga |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |