Teny iditra ambony
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza toerana mifanaingina: Efa eo ambonin' ny toko ny vilany
Enti-milaza toerana mihoatra fa mifanitsy: Mandeha any ambony lohantsika ny zanabolana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Above, over, higher in rank. The opposite to ambany [1.2]
 Above, up
Ambònin'ny ... : above ... [1.7]
Fanazavàna teny frantsay En haut, au-dessus
Ambònin' ny ... : au-dessus de ... [1.8]
Sampanteny 
 
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra ambony
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Amin' ny toerana avoavo kokoa miolotra amin' ny hafa: Any amin' ny rihana ambony izy no mipetraka
Mihoatra amin' ny fahavo, amin' ny laharana: Ny jeneraly dia ambony noho ny kolonely. / Ambony fahaizana izy
Fotoana ho avy: Hosoloako vao itỳ fiarako itỳ amin' ny taona ambony.
Enti-milaza toerana avo: Mikendre ambony lalandava [1.1]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra ambony
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] atsinanana [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] The east [1.2]
Voambolana 

Teny iditra ambony
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Indray [1.78]
Tovy hevitra ambola

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13