Teny iditra aloa (loa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra efa nohanina avoaka amin' ny vava indray: Naloan' ny marary ny sakafo nohaniny anikeheo
Efaina (vola): Azonao aloa tsikelikely ny vidin' itỳ bisikileta itỳ raha tianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be vomited; to be paid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on vomit; qu'on paie [1.8]
Ohatra 
1Aloa ny vidiny na atao kaonty. [1.236]
2Arakaraka ny halavan'ny resaka no mahabe ny vola aloa. [2.117]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aloa, aloako, aloanao, aloany, aloantsika, aloanay, aloanareo, aloan', aloan-, aloam-
Ny lasa : naloa, naloako, naloanao, naloany, naloantsika, naloanay, naloanareo, naloan', naloan-, naloam-
Ny hoavy : haloa, haloako, haloanao, haloany, haloantsika, haloanay, haloanareo, haloan', haloan-, haloam-
Filaza mandidy : aloavy
Kamban-teny 

Teny iditra aloa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Moka [1.78]
Voambolana 
Tovy hevitra aloe

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20