Teny iditra | akora-panefitra | |
Singan-teny | akora ; fanefitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Akora apetraka anelanelan iavatra roa na maromaro mba tsy hisy fifandraisany [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Matériaux d'isolation [1.13] | |
Voambolana | Fizìka | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |