Teny iditra aizana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny zaza manan-jandry ao an-kibo: Firy taona izao ny anao ny aizana? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The youngest child in a family when the mother is again pregnant, also used of the youngest child but one. [1.2]
Ohatra Akory ity ilay malaina no mitarehin-jaza aizana ka mavozon' ny haka-moany, manavin-tazon' ny halainany, ary mitarehim-balala maty! [2.69]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11