Teny iditra afo-mololo
Singan-teny afo ; mololo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mafana fo mirehidrehitra vetivety fa rehefa avy eo latsaka indray ao anatin' ny fangatsiahana: Miroborobo toa afo-mololo [1.1]
Ohatra Fa injay efa midonaka dia midonaka ny afo-mololo. [2.895]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16