Teny iditra | abatoraka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bary [2.558] | |
Ohatra | Vari-vory amin' abatoraka : totoina tsy miray fotsy, ahandroin-tsy miray masaka
[2.558] | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra ~ Toe-karena: fambolena | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny abatoraka io | |
Fivaditsoratra | abatoraka, akorataba |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |