Teny iditra | dinta | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Karazana kankana monina eny an-tanimbary sy eny amin' ny honahona ary mitsentsitra ny ra; mora mipetaka amin' ny tenan' ny olombelona ny dinta noho ireo tandrony roa fanandrohany eo amin' ny lohany sy ny vodiny, izay indray mitsentsitra daholo; avy amin' izany no nahatonga ilay ohabolana hoe: Mihinan-droa tahaka ny dinta [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A leech. Linta is used in the provinces [Mal. lintah] [1.2] | ||
A leech [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Sangsue [1.8] | ||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | ||
Kamban-teny |
| ||
Anaran-toerana |
| ||
Mpanahaka | dintamborona ~ dintanala ~ dintandrano | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny dinta io | ||
Fivaditsoratra | danty, dinta, ndaty |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |