Teny iditra zaza miavona
Singan-teny zaza ; miavona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Zaza tsy teraka ohatra ny zaza rehetra fa ny fïtombenany no miseho sy lasa aloha fa tsy ny lohany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/26