Teny iditra | zarina (zatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao tonga zatra: Zaro miteny ampahibemaso io tovolahy io fa saro-kenatraloatra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be made accustomed; to be trained [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on habitue; qu'on apprivoise [1.3, 1.8] | ||||||||
Qu’on exerce, qu’on accoutume, qu’on familiarise [1.3] | |||||||||
Qu'on dompte [1.8] | |||||||||
Ohatra | Mba hitaizana ny mpianatra dia zarina hiala amin' izay fomba ratsiny izy.
[1.519] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | zarina | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Palmier à huile [1.13] | ||||||||
Voambolana | Haizavamaniry: hazo palma | ||||||||
Fivaditsoratra | rizana, zarina, zinara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/17 |