Teny iditra zaridaina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tanimbolim-boninkazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A garden; a park [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Jardin, parc [1.8]
 (du français : « jardin »). Surtout le potager et le verger. [1.196]
Ohatra 
1Niakatra tany amin' ny zaridainan' ny Fasan-dRainiharo aho. [2.4]
2Aorian' ny asa zaridaina, rehefa lasa Ramose, matetika misy ady totohondry eo. [2.472]
Ny fihaviany Frantsay: jardin.
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31