Teny iditra zara fihinanana
Singan-teny zara ; fihinanana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny vola na zavatra na sakafo omena ny havana misaona amin' ny fandroana noho izy tsy mba "mandro" [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01