|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Fanaovana izay hampisosa ny lakana amin' ny fikapohana ny rano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  the act of paddling a canoe [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  action de pagayer ou de ramer [1.8]

Teny iditra (2/2)11  voy
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  vitan-dratsy, voina [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  14  ovy, voy

Nohavaozina tamin' ny 2022/02/28