Teny iditra vovonan-karaka
Singan-teny vovonana ; haraka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny hazo lava ihantonan' ny haraka rehetra amin' ny fanenomana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/23