Teny iditra vory
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tonga miaraka eo amin' ny toerana iray: Efa vory ny mpianatra ka mitenena ianao
Voangona: Be ihany ny vola vorintsika omaly. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Collected [1.2, 1.7]
 Assembled, gathered together [1.2]
 Gathered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rassemblé [1.3]
 Ramassé, réuni [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Vetivety dia vory lanona izahay. [2.643]
2Koa vory eto hianareo : inona no hevitrareo? [2.113]
3Tsy ho-lazaina ny hamaroan' ny vahoaka vory; [2.587]
4Vory maro dia maro ny tovolahy sy ny tovovavy. [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : vory, voriko, vorinao, voriny, vorintsika, vorinay, vorinareo, vorin', vorin-, vorim-
Ny lasa : vory, voriko, vorinao, voriny, vorintsika, vorinay, vorinareo, vorin', vorin-, vorim-
Ny hoavy : ho vory, ho voriko, ho vorinao, ho voriny, ho vorintsika, ho vorinay, ho vorinareo, ho vorin', ho vorin-, ho vorim-
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 

Teny iditra vory
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Round, circular, globular, obstinate, stubborn
Figuratively: obstinate, stubborn [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Circulaire, rond, ovale [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra vory
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Manao faribolana: Tsipika vorivory [1.1]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra vorivory
Kamban-teny 

Teny iditra vory
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Roatra: Vorin-tsavony; vorin-dabiera [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Froth, foam [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay écume, mousse [1.3, 1.8, 1.196]
 Bave écumante [1.3]
 Bave [1.8, 1.196]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra vory
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A gun charge [1.2]
Kamban-teny 

Teny iditra vory
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (de vory (adjectif ) : rond, sphérique ; allusion à la forme des fruits). Brochoneura vouri (Baill.) Warb. (Myristicaceae). Les fruits de la taille d'une pomme, fournissent un beurre parfumé. Cette matière grasse sert d'onguent pour l'entretien de la peau, son odeur très agréable, rappelle celle de la noix-muscade [1.196]
Anarana siantifika Brochoneura vouri
Voambolana 

Teny iditra vory
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara, Sakalava] (ou vore (orthographe de Grevé) (de la racine vory : rassemblés ; allusion aux fruits rassemblés en un syncarpe sphérique). Chlorophora greveana (Baill.) Leandri (Moraceae). Arbre à tronc droit lisse, laissant écouler un latex blanc. La décoction des écorces est utilisée comme vermifuge d'après Debray [1.196]
Anarana siantifika Chlorophora greveana
Voambolana 

Teny iditra vory
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (de vory : bave, écume ; allusion à la saveur très amère). Strychnos bifurcata Leeuwenb.(Loganiaceae). Réf. Service Forestier 12851. Petit arbre, riche en alcaloïdes dans toutes ses parties. Réputé très toxique. [1.196]
Anarana siantifika Strychnos bifurcata
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/26