Teny iditra | vono botretra | |
Singan-teny | vono ; botretra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fampisehoana toetra tsara fanahy na badobado mba hanambakana na hiheveran' ny hafa ny tena ho tsara na olona tsotra [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |