Teny iditra vonjimaika
Singan-teny vonjy ; maika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny zavatra ampiasaina mandra-pahavitan' ny tena izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Done in a hurry; temporary [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fait à la hâte; provisoire [1.8]
 Provisoire [1.13]
Ohatra 
1Toe-javatra manokana ny fitànana am-ponja vonjimaika. [1.320]
2Ravolisiny anabaviny no nanjaka vonjimaika fony Navony mbola kely [2.508]
3Samy afa-pon' io filazana vonjimaika sy tsy mamatotra io izahay telo mianaka [2.4]
Tovy hevitra vonjy tavan' andro
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20