Teny iditra vondrahina (vondraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Hatavezina, afahy: Vondraho tsara io kisoa io fa hovonoina amin' ny fety [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : vondrahina, vondrahiko, vondrahinao, vondrahiny, vondrahintsika, vondrahinay, vondrahinareo, vondrahin', vondrahin-, vondrahim-, vondrahi-
Ny lasa : novondrahina, novondrahiko, novondrahinao, novondrahiny, novondrahintsika, novondrahinay, novondrahinareo, novondrahin', novondrahin-, novondrahim-, novondrahi-
Ny hoavy : hovondrahina, hovondrahiko, hovondrahinao, hovondrahiny, hovondrahintsika, hovondrahinay, hovondrahinareo, hovondrahin', hovondrahin-, hovondrahim-, hovondrahi-
Filaza mandidy : vondraho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20