Teny iditra | volotara | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bolotsangana madinika toy ny bararata ary fanao sodina [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] (de volo (2) : grande Graminée). Phragmites mauritianus Kuhth (Poaceae). Malzac l'a confondu avec la Canne de Provence, Arundo donax L. (Poaceae) [1.196] | ||
Anarana siantifika | Phragmites mauritianus | ||
Ohatra | Ary nanirian' ny volotara ny rano nisitrihan-dRanoromasina.
[2.296] | ||
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | ||
Anaram-javamaniry |
| ||
Fivaditsoratra | voalotra, volotara |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |