|
|
|
|

Teny iditra volosana (volo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ongotana ny volony: Volosy haingana io akoho io hatao laoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be plucked (of fowl) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on plume, qu'on effeuille, dont on enlève l'enveloppe [1.3]
 Qu'on plume [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : volosana, volosako, volosanao, volosany, volosantsika, volosanay, volosanareo, volosan', volosan-, volosam-, volosa-
Ny lasa : novolosana, novolosako, novolosanao, novolosany, novolosantsika, novolosanay, novolosanareo, novolosan', novolosan-, novolosam-, novolosa-
Ny hoavy : hovolosana, hovolosako, hovolosanao, hovolosany, hovolosantsika, hovolosanay, hovolosanareo, hovolosan', hovolosan-, hovolosam-, hovolosa-
Filaza mandidy : volosy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20