Teny iditra voloina (volo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misy voIo, be volo: Voloina ny ranjon-dRakoto ka tsy sahy mialapataloa izy [1.1]
 Be volovolo [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Hairy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Poilu [1.8, 1.196]
 Chevelu [1.8]
 Pelucheux [1.13]
 Duveteux [1.196]
Ohatra 
1Akanjo voloina sy mididy mananjara no azy mirahavavy ary tablie mangabe mivaky an-damosina no an' I Lidy si I Saonina? [2.470]
2Tafatsangana ity voloina sy tomady be, izay sondriana nitetika ny tratrany amin' ny tombokavatsa anoloan' ny fitaratra anankiray. [2.895]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20