Entrée | vola madinika (vola, madinika) | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | ireo vola metaly ampahan' ny ariary, izay nantsohra taloha hoe: vakim-bola, dia ny ventisikirobo, ny iraimbilanja, ny lasiroa, ny fitoventisivoamena, ny ilavoamena ary ny varlfitoventy; ankehitriny kosa, antsoina hoe vola me dinika ireo vola metaly: ny roapolo ariary, ny ariary folo, ny ariary efatra, ny ariary roa, ny ariary, ny ventisikirobo, ny iraimbilanja [Rajemisa 1985] | |
Explications en français | pièce de monnaie [SLP 1986] | |
Synonymes | vola vy | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |