Teny iditra vola madinika
Singan-teny vola ; madinika
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ireo vola metaly ampahan' ny ariary, izay nantsohra taloha hoe: vakim-bola, dia ny ventisikirobo, ny iraimbilanja, ny lasiroa, ny fitoventisivoamena, ny ilavoamena ary ny varlfitoventy; ankehitriny kosa, antsoina hoe vola me dinika ireo vola metaly: ny roapolo ariary, ny ariary folo, ny ariary efatra, ny ariary roa, ny ariary, ny ventisikirobo, ny iraimbilanja [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Pièce de monnaie [1.13]
Tovy hevitra vola vy

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16