Teny iditra vokovoko
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-kafa ilazana ny lakroa, fa natokana kosa hilazaha ireo Fikambanana samihafa famonjena sy fanasoavana antokon' olona: Vokovoko mena, Vokovoko manga, Vokovoko maitso, Vokovoko volamena, Vokovoko fotsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The figure X; a cross [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Croix, forme de la lettre X [1.8]
 Croix [1.13]
Ohatra 
1Manatòna ny vokovoko mena. [2.117]
2Ary dia izy no nokendren-dRaivato ny vokovoko. [2.69]
3Karandohan' omby tohizin-kazo mitsatoka no eo ankavanan' ny vokovoko. [2.285]
Kamban-teny 
Mpanahaka  vokovoko misompirana

Teny iditra vokovoko
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (sens général : en forme de croix). Hibbertia coriacea (Pers.) Baill. (Dilleniaceae). Réf. Service Forestier 14809. [1.196]
Anarana siantifika Hibbertia coriacea
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/09/30