Teny iditra | vohana (voha) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Sokafana: Vohay ny varavarankely Anokafana varavarana: Vohay aho fa mangatsiaka Angatahan-dalana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be opened; to have a door opened for one [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on ouvre; pour qui on ouvre la porte [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | vohaina | ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vohana io | ||||||||
Fivaditsoratra | havano, hovana, vahona, vohana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |